« Mpampaneno lakolosy » : Hiakatra fitsarana anio i Ramasomanana Ravo
- lundi, 15 novembre 2021 07:43
- Zakaria
- Sary nindramina
Hotanterahana anio Alatsinainy 15 novambra ny fitsarana an'i Ramasomanana Ravo, izay mpitoroka na mpampaneno lakolosy tao amin'ny Ministeran'ny Fahasalamana, ary naneho ireo fandaniam-bola tsy ara-dalana sy fanodikodinana tamin'ny tsenam-baro-panjakana tao amin'io ministera io.
Voampanga ho manohintohina ny fiandrianam-panjakana (Atteinte à la sureté de l'Etat) izy noho izany fijoroany amin'ny marina sy fahasahiany mitoroka, ary ny fandavana kolikoly izany.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.