Ambodiakondro Moramanga : Norobain’ny jiolahy ny Fiangonana Pentekotista Mitambatra

  • dimanche, 24 octobre 2021 15:28
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Lasibatry ny mpamaky trano ny Fiangonana Pentekotista Mitambatra ao Ambodiakondro Moramanga, ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy 23 oktobra. Lasan’ny jiolahy tamin'izany ny fanamafisampeon’ny Fiangonana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.