Moramanga : Manohitra ny fidangan’ny hetra alaina aminy ireo mpitondra posy

  • dimanche, 17 octobre 2021 20:06
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitokona ny mpitondra posy tao Moramanga ny Alakamisy 14 oktobra 2021 teo. Nambaran’izy ireo fa midangana izay tsy izy ny hetra alaina amin'izy ireo. Ka mba hanehoan'izy ireo ny tsy fankasitrahany izany hetra mihoapampana izany dia nanao hetsika izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.