Ankaramena (RN7) : Fiara mpitatitra olona nitsoraka tany ambany tetezana

  • lundi, 11 octobre 2021 10:00
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Fiara Sprinter mpitatitra olona, niainga maraina tao Fianarantsoa hiazo an'i Ihosy, no tra-doza nitsoraka avy eny ambony tetezana Antsahasoa Kaominina Ankaramena, Distrika Ambalavao io maraina io.

Mafy ny fahavoazana raha tarafina amin'ny fahapotehan' ilay fiara. Maro ireo naratra ary nisy aina nafoy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.