Farafangana : Trano sy fananana maro levon'ny afo

  • samedi, 09 octobre 2021 13:17
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitrangana haintrano goavana tao Farafangana renivohitry ny Faritra Atsimo Atsinanana.

Trano maro teo Mahafasa Mangarivotra no nirehitra halina nanomboka tamin'ny 10 ora alina tany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.