Akorondrano : Nihaona i Siteny sy ny Ambasadaoro Grande-Bretagne

  • mercredi, 06 octobre 2021 18:32
  • Tigre

Nihaona tao amin'ny Masoivoho Britanika, tao Ankorondrano, androany maraina alarobia 06 oktobra 2021, ny Solombavambahoaka voafidy tao Toliara 1, sady Filohan'ny federasionin'ny Judo aty Afrika, Siteny Randrianasoloniaiko sy ny Ambasadaoro David Ashley.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.