21 septambra : Andro erantany iadiana amin’ny aretina Alzheimer
- mardi, 21 septembre 2021 10:34
- Zakaria
Ny hafatra lehibe anio dia : Ilaina ny mahafantatra ny fambara momba ny aretina Alzheimer sy ny aretina toa azy.
Ilaina noho izany ny manao fitiliana ara-potoana, mba ho tsara kokoa sy tsy taraiky loatra ny fandraisana an-tanana ireo olona ireo.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.