Brickaville: Voasambotra tao anaty taxi-brousse ilay gadra nitsoaka ny fonja

  • mercredi, 28 juillet 2021 20:48
  • Zakaria

Lehilahy iray, gadra tao amin’ny fonjan’i Fenoarivo Atsinanana no tafatsoaka ny fonja ny alin’ny 26 jolay 2021.

Tao taxi-brousse hiazo an’Antananarivo izy no tratra tao Brickaville nandritra ny fisavana, rehefa nahazo loharanom-baovao ny Zandary tamin’ny lalam-pirenena faharoa sy fahadimy.

Notazomina tao Brickaville niandry ny fakan’ny Zandary avy any Analanjirofo azy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.