Fianarantsoa : Mitohy ny fitakiana ataon'ny mpiasan'ny Oniversité

  • mercredi, 28 juillet 2021 10:05
  • Tigre
  • Sary nomena

Mitohy ny fitakian'ireo mpiasan'ny Oniversité n'i Fianarantsoa amin'ny famerenana ny tambin-karama 20% nesorina tamin'ny karama efa azondry zareo hatramin'izay.

Fanohizana ny hetsika efa natao tamin'ny alatsinainy izao ny hetsika mbola atao anio alarobia 28 jolay manoloana ny oniversité.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.