Antsiranana: Sady efa tsy nanao takom-bava no mbola saika hanao kolikoly amin’ny 5 000 Ariary

  • mardi, 23 juin 2020 16:43
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Lehilahy iray no voasambotra teny amin’ny lalam-pirenena faha-6, Fokontany SCAMA, Antsiranana ny alatsinainy 22 jona 2020, tratra tsy nanao takom-bava nandritra ny fisafoana natao. Rehefa tratran’ny mpitandro ny filaminana, dia mbola nandraviravy vola 5 000 Ariary an'ireo mpitandro ny filaminana mba hamotsorana azy.

Endrika kolikoly io, ka dia notazomina atao famotorana ary hatolotra ny Fampanoavana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.