Morarano Chrome - Amparafaravola: Mikatona tanteraka ny tsenabe alakamisy

  • jeudi, 04 juin 2020 19:01
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanapa-kevitra ny mpitantana ny tanàna aty Morarano Chrome sy ny solontenam-panjakana Amparafaravola nanakatona ny tsenabe Alakamisy ho fisorohana ny fihanaky ny valanaretina Covid-19.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.