Andranovao Ambohimangakely: Nisy nangalatra ny taribian-jiron’ny Jirama mirefy 4 km

  • samedi, 25 janvier 2020 17:51
  • Zakaria

Lasibatry ny mpangalatra ny taribian-jiron'ny Jirama mirefy 4 km teny Andranovao Ambohimangakely, Distrika Antananarivo Avaradrano, ka niteraka fahatapahan'ny herinaratra nanomboka ny Alakamisy lasa teo.

Mbola niampy 120 m indray izany halatra izany androany maraina raha mbola an-dalam-pikarakarana ny fanoloana io taribian-jiro io ny Jirama.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.