Takaitra navelan’ny andro ratsy: 26 no namoy ny ainy, 15 tsy hita popoka, 92 583 ireo traboina

  • samedi, 25 janvier 2020 10:38
  • Zakaria
  • Sary nomena

Raha ny antontan'isa vonjimaika navoakan’ny BNGRC omaly hariva, vokatr'ilay andro ratsy nitondra rotsak'orana betsaka, ka namela takaitra tamin’ny faritra maro teto Madagasikara, dia mahatratra 92 583 ireo traboina ,26 no maty , 15 tsy hita popoka. 12 311 ireo olona voatery nafindra teorana, 10 659 ireo trano dibo-drano , 7 ny trano nahitana fahasimbana ,146 ireo trano rava.

 (Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.