Andohanimandroseza: Dibo-drano, miantso vonjy ny mponina

  • mercredi, 15 janvier 2020 10:19
  • Tigre
  • Sary nomena

Efa ampolo-taonany izao, vao avy ny orana dia dibo-drano ny eto Andohanimandroseza, Antananarivo.

Mijaly ny mponina tsy misy mijery, tsy azo aleha intsony ny lalan-kely mihazo ny trano fonenana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.