Ankorondrano Atsinanana: Ady tany miafara amin’ny fandravana ny trano Fiangonana Pentekotista Mitambatra

  • lundi, 06 janvier 2020 13:08
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Narodana ny trano Fiangonana Pentekotista Mitambatra - Ankorondrano Fandresena, etsy Ankorondrano Atsinanana, Antananarivo. Fanatanterahana didim-pitsarana momba fifanolanana ara-tany teo amin’ny Fiangonana sy orinasa tsy miankina no antony.

Tonga teny an-toerana ny vaditany, niaraka tamin’ny mpitandro filaminana nanatontosa izany androany.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.