Fifidianana Kaominaly: Hivoaka amin’ny zoma ny vokatra ho an’Antananarivo

  • lundi, 06 janvier 2020 12:55
  • Zakaria

Hivoaka amin’ny zoma 10 jaonary 2020 ny voka-pifidianana ofisialy ny fifidianana Ben’ny tanàna sy Mpanolontsaina natao tamin’ny 27 novambra 2019 ho an’ny Faritanin’Antananarivo.

Ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny Fanjakana no voatondron’ny lalàna mitsara sy mamoaka ny vokatry ny fifidianana kaominaly.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.