Ambanin'Ampamarinana: Nametrahan’ny BNGRC saina mena ireo faritra mety hianjeran'ny vato

  • samedi, 04 janvier 2020 09:27
  • Zakaria
  • Sary BNGRC

Nifarimbona nametraka saina mena, izay mamaritra ny faritra mety hianjeran'ny vato eny Ambanin'Ampamarinana mba ahafantaran'ireo mponina eny an-toerana ny loza izay mitatao azy.

Niara-nanatanteraka izany, omaly, ny teo anivon' ny BNGRC, ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ny Corps de Protection Civile, ny Sapeur Pompier ary ny Polisy Monisipaly.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.