Ambatomainty: Ijaliana ny jiro sy rano

  • mardi, 12 novembre 2019 14:26
  • Zakaria

Gropy mpihary herinaratra tokana sisa mandeha amin’ireo telo nisy teo Ambatomainty, Faritra Melaky. Sady amokarana herinaratra hamatsiana jiro no ampiasaina isintomana rano hotsinjaraina amin’ny mpanjifa ny omen’io gropy hany sisa mandeha io.

Ijaliana ny jiro sy rano eto Ambatomainty, ary manomboka miteraka disadisa satria misy ampahany mahazo nefa ny ankamaroan’ny mponina tsy misitraka.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.