Akademia Miaramila: Mpiofana ho mpanamory nindaosin’ny fahafatesana

  • mardi, 12 novembre 2019 14:26
  • Zakaria

Tratry ny tsy fahasalamana ny sasany tamin’ireo ho mpanamorin’ny Foloalindahy noraisin’ny fanjakana, ka manaraka fiofanana ara-miaramila ao amin’ny Akademia Miaramila nanomboka tamin’ny herinandro lasa iny.

Iray no niditra hopitaly halina, dia maty androany maraina tao amin’ny HOMI Soavinandriana-Antananarivo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.