Akademia Miaramila: Mpiofana ho mpanamory nindaosin’ny fahafatesana

  • mardi, 12 novembre 2019 14:20
  • Zakaria

Tratry ny tsy fahasalamana ny sasany tamin’ireo ho mpanamorin’ny Foloalindahy noraisin’ny fanjakana, ka manaraka fiofanana ara-miaramila ao amin’ny Akademia Miaramila nanomboka tamin’ny herinandro lasa iny.

Niditra hopitaly tao amin’ny HOMI Soaninandriana-Antananarivo izy ireo, nindaosin’ny fahafatesana ny iray.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.