Vohémar: Mpandraharaha iray maty novonoin'ny jiolahy

  • jeudi, 31 octobre 2019 11:28
  • Zakaria

Tôny, Sinoa Mpandraharaha diso fantatra eto Vohémar no maty notafihin'ny andian-jiolahy tao an-tranony ny alin'ny alarobia 30 oktobra 2019. Norobain'ireo jiolahy ny vola maty omaly tontolo andro, tao anaty baoritra.

Misokatra ny fanadihadiana sy ny fikarohana ireo jiolahy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.