Bakalôrea - Antananarivo: Hanomboka amin’ny 28 oktobra ny fitsarana taratasim-panadinana

  • jeudi, 24 octobre 2019 21:23
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Namoaka fanambarana, miantefa amin’ireo mpitsara fanadinana, ny tompon'andraikitra eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo androany fa hanomboka amin’ny alatsinainy 28 oktobra 2019 ny fitsarana ireo taratasim-panadinana Bakalôrea, fihodinana faharoa manokana izay notanterahina nanomboka ny alarobia 23 oktobra ka hatramin’ny sabotsy 26 oktobra 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.