Toamasina: 33,74% ny taham-pahafahana bakalôrea

  • samedi, 19 octobre 2019 20:46
  • Zakaria

Mpiadina miisa 8 465 amin’ireo 25 087 voasoratra anarana no afa-panadinana baklôrea ho an’ny faritanin’i Toamasina, manome taham-pahafahana 33,74%.

Hanomboka amin’ny alarobia 23 oktobra, ary hitohy hatramin’ny sabotsy 26 oktobra ny fihodinana faharoa manokana ho an’ireo mpiadina amin’ny fampianarana ankapobeny tsy tafita tamin’iny fanadinana natao ny 31 septambra hatramin’ny 3 oktobra 2019 iny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.