Anosibe Angarangarana: Trano am-polony may kila

  • samedi, 19 octobre 2019 13:42
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitrangana haintrano teo Anosibe Angarangarana, Boriborintany faha-4, Antananarivo Renivohitra ny alin’ny zoma hifoha ity sabotsy 19 oktobra 2019 ity. Trano amam-polony no nirehitra, izay trano hazo ny ankamaroany. Namela traboina aman-jatony ity loza ity.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.