Antsiranana: 39,73% ny taham-pahafahana bakalôrea 2019

  • vendredi, 18 octobre 2019 15:55
  • Zakaria

Anio zoma 18 oktobra 2019 amin’ny 6ora hariva no havoaka ny voka-panadinana bakalôrea 2019 ho an’ny faritany Antsiranana na sokajy ankapobeny na teknika. 39,73% ny taham-pahafahana fanadinana tamin’ity, ho an’ny sokajy ankapobeny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.