Morondava-Menabe: Miandry fahatongavan’ny solika hamerenana amin’ny laoniny ny jiro sy rano

  • vendredi, 18 octobre 2019 15:22
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Morondava

Sora-tanana, toa manaporofo fa nilaozan’ny herinaratra hatramin’ny fanontana printy, izay no nanaovan’ny Jirama Morondava ny filazana manazava ny olana amin’ny famatsiana jiro sy rano eto an-drenivohitry ny Faritra Menabe. Miandry fahatongavan’ny solika ny eto an-toerana hamerenana amin’ny laoniny ny famokarana sy fitsinjarana jiro sy rano.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.