BNGRC: Hanana ny Tale jeneraly sy ny Filankevim-pitondrany manomboka izao

  • jeudi, 17 octobre 2019 13:12
  • Zakaria

Miova sata ny BNGRC (Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes). Nolaniana nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny didim-panjakana mametra sy mandamina ny fitantanana ny BNGRC, ka tsy ho Secrétariat Exécutif intsony ny fitantanana fa ho lasa EPA (Etablissement Public à caractère Administratif), ka hanana ny Tale jeneraliny sy ny filakevimpitondrany manomboka izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.