Ambatondrazaka: Nesorina tamin’ny toerany ny Préfet

  • jeudi, 17 octobre 2019 13:10
  • Zakaria

Nofoanana nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia 16 oktobra 2019 ny didim-panjakana nanendrena ny Préfet an’Ambatondrazaka.

Mitranga izany roa andro taorian’ny dian’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina, taty an-toerana, nametraka vatofehizoron’ny fanamboarana fotodrafitr’asa maromaro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.