Mahazo-Antananarivo: Rano maloto ve no handoavana faktiora amin'ny Jirama ?

  • mardi, 15 octobre 2019 17:06
  • Zakaria
  • Sary nomena

Ketraka ny mpanjifan'ny Jirama tety amin'ny Faritra Mahazo raha niomana hikarakara sakafo sy hidio, omaly, fa dia rano maloto no mivoaka amin'ny paompy. Rano fisotro madio, izay no nanaovany famandrihana amin'ny Jirama ary anekenay handoavana faktiora fa tsy rano maloto, hoy ny mpanjifa tety amin'iny ilany atsinanana avaratr'Antananarivo iny.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.