Toamasina: Nirehitra ny ampahan’ny tsena tao Bazary Be

  • samedi, 12 octobre 2019 19:23
  • Tigre
  • Sary Gasypatriote Toamasina

Tsy fantatra mazava ny antony nitarika ny haintrano tao bazary be ny tolakandron’ity sabotsy 12 oktobra 2019 ity. Efa nikatona ny bazary, hoy ireo mpivarotra, no niseho ny firehetana. Niainga tao amina « épicerie » iray ny afo.

Tonga mialoha ny mpamonjy voina an’ny seranan-tsambon'i Toamasina namono ny afo, nanampy avy ato afara ny mpamonjy voina an’ny Kaominina Toamasina. Nalaky voafehy ny afo.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.