Merimandroso - Ambohidratrimo: Manao ny ataony ny dahalo

  • vendredi, 11 octobre 2019 09:48
  • Zakaria

Misesy ny vaky trano amin’iny Kaominina Merimandroso Distrika Ambohidratrimo iny. Manao andiany ireo dahalo manafika, ka ireo mpivarotra na olona fantany hoe manambola no tena lasibatra.

Sahiran-tsaina ny mponina satria tsy vitan’ny mangalatra fa mampihorohoro hamono ireo dahalo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.