Fifamoivoizana: Hisy fanamboaran-dalana rond-point La City hatrany amin'ny rond-point Tsarasaotra

  • jeudi, 10 octobre 2019 09:42
  • Tigre

Hisy fanamboaran-dalana eo amin'ny lalana mihazo ny rond-point La City hatrany amin'ny rond-point Tsarasaotra, mandroso sy miverina, ka lalan-tokana ihany no ampifandimbiasana ampiasain'ny fiara na ny mandroso na ny miverina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.