Moramanga: Tara fanombohana ny adina bakalôrea androany

  • jeudi, 03 octobre 2019 14:34
  • Zakaria

Fiandrasana laza adiny no voalaza fa nitarika ny fahataran’ny fanombohan’ny adina bakalôrea androany tamin’ireo foibem-panadinana miisa efatra eto Moramanga.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.