Rond Point Antanimena – Sampanana Ambodivona: Ho tapaka ny làlana ny 24 septambra - 11 oktobra 2019

  • mercredi, 25 septembre 2019 20:17
  • Zakaria

Araka ny didy navoakan’ny Prefektioran’ny Polisy Antananarivo dia tapaka ny ampahan-dalana eo amin’ny Rond Point Antanimena hatreo amin’ny sampanana miazo an’Ambodivona manomboka ny alakamisy 26 septambra amin’ny 4 ora maraina ka hatramin’ny zoma 11 oktobra amin’ny 4 ora maraina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.