Fifidianana kaominaly: Hatao rahampitso ny antsapaka ho an’Antananarivo Renivohitra

  • dimanche, 22 septembre 2019 16:24
  • Tigre

Hotanterahina eny Nanisana rahampitso alatsinainy 23 septambra 2019 maraina ny fisarihana handaharana ireo kandida ao anaty bileta tokana amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna hatao amin’ny 27 novambra 2019.

Miisa dimy ny kandida eto Antananarivo Renivohitra, dia Rakotoarisoa Faniry Alban (APM), Naina Andriantsitohaina (IRD), Randriamasinoro Tahiry Ny Rina (TIM), Ralaiarimanana Elias (Tsy miankina) ary Feno Harison (Tsy miankina).

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.