Gianni Infantino : Voafidy indray ho filohan’ny FIFA hitondra mandritra ny 4 taona
- jeudi, 16 mars 2023 18:55
- Sary nindramina
Tsy nisy kandida mpifaninana i Gianni Infantino. Voafidy indray ho filohan’ny Federasion iraisam-pirenena ny baolina kitra na FIFA, tamin’ny fifidianana natao nandritra ny kongresy faha-73, nataon’ity rafitra ambony mifehy ny baolina kitra manerantany ity, tany Kigali renivohitr’i Rwanda izy, ary hitantana mandritra ny efa-taona ho avy.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.