Judo - Tompondakan'i Afrika : Nibata medaly volamena sy alimo ny Malagasy

  • dimanche, 24 juillet 2022 16:31
  • Sary nindramina

Nanakoako ny hiram-pirenena malagasy tao Nairobi Kenya. Tompondakan'i Afrika teo amin’ny sokajy "junior" latsaky ny 70kg i Laura Rasoanaivo, ary nibata ny medaly volamena.

Medaly alimo kosa ho an'i Lova Mahaisoa teo amin’ny zazalahy latsaky ny 73 kg.

Izy mianadahy ireo no niaro ny voninahim-pirenena tamin'ity fiadiana ny tompondakan'i Afrika taranja judo sokajy "junior" tao Nairobi ity, niaraka tamin'i Tomokazu Awahori, mpanazatra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.