Kitra - OPL 2022 : Tompondaka ny CFFA Andoharanofotsy

  • mardi, 14 juin 2022 09:03
  • Sary nindramina

Voahosotra ho Tompondakan'i Madagasikara amin’ny baolina kitra ny CFFA Andoharanofotsy, raha nandavo ny Ajesaia Antanikatsaka tamin’ny isa 3 noho 0, nandritra ny famaranana ny OPL (Orange Pro League) 2022, natao teo amin’ny Kianja Barea ny alahady 12 Jona 2022.

(Jereo Sary Tohiny)

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.