Kitra malagasy : Tsy ialan-dromoromo

  • lundi, 22 novembre 2021 07:22
  • Sary nindramina

Mandalo fotoan-tsarotra ny baolina kitra malagasy. Ifandroritana ary tsy ialan-dromoromo ny fitantanana ny Federasiona, ratsy ny vokatra eny an-kianja, vokany tsy mitsaha-mihemotra ny laharan’ny ekipam-pirenena malagasy ny baolina kitra na Barea manerantany.

Faha-101 i Madagasikara tamin’ny fandaharana farany navoakan’ny FIFA.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.