Fifanintsanana amboaran’ny CAF : Anio ny lalao hifandonan’ny CFFA Andoharanofotsy amin’ny Interclube Angola

  • dimanche, 17 octobre 2021 16:14

Nanomboka tamin'ny 4ora tolakandro ao amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina ny lalao hifandonan’ny CFFA Andoharanofotsy amin’ny Interclube Angola. Fihaonana izay tafiditra amin’ny ampahenina ambin’ny folon-dalana amin’ny fifanintsanana hiadiana amboaran’ny CAF.

« Vonona handresy ny mpilalao malagasy », hoy i Titi Rasoanaivo, mpanazatra ny CFFA.

Marihina fa 5 000 Ariary ny saram-pidirana amin’ny « gradin », 10 000 Ariary ny “tribune latérale » ary 50 000 Ariary kosa ny “tribune centrale”.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.