ASIEF 2019: Nibata medaly volamena roa Rasoarivelo Jeanne Pierrette

  • vendredi, 25 octobre 2019 22:12
  • Sary nindramina

Mpiasan’ny Ministeran’ny Mponina Rasoarivelo Jeanne Pierrette. Nibata amboara sy medaly volamena roa izy tamin’ny taranja hazakazaka 400 m sy 800 m nandritra ny fifaninana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana nokarakarain’ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires) ary notanterahina tany Antsiranana ny 07 hatramin’ny 20 Oktobra 2019.

Natolotry Rasoarivelo Jeanne Pierrette an’ny minisitry ny Mponina sy ny Fiahiana ara-tsôsialy ary ny Fampivoarana ny Vehivavy Naharimamy Lucien Irmah ny amboara.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.