Kitra – CHAN: Namibia 2 # 0 Madagasikara

  • samedi, 19 octobre 2019 20:26
  • Sary nindramina

Niondrika tamin’ny isa 0 noho 2 ny Barea CHAN nanoloana an’ny Brave Warriors Namibiana, tamin’ny lalao miverina notanterahina tao amin’ny kianja Sam Nujoma Stadium androany sabotsy 19 oktobra 2019 tolakandro.

Manatombo amin’ny isa ry zareo Namibiana na dia nandresy 1 noho 0 aza ny Barea CHAN amin’ny lalao mandroso.

Nifarana teo ny dian’i Madagasikara hahazoana tapakila ho an’ny Cameroun amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika ifaninanan’ireo ekipam-pirenena rafetin’ny mpilalao ao an-taniny avy, na ny CHAN 2020.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.