Antsiranana: Mampiantrano ny fifaninana ara-panatanjahantena natokana ho an'ny mpiasam-panjakana

  • dimanche, 13 octobre 2019 16:08
  • Sary nindramina

Nisokatra ofisialy ny sabotsy 12 oktobra 2019 eto Antsiranana ny ASIEF, na ny fifaninana ara-panatanjahantena natokana ho an'ny mpiasam-panjakana.

Efa nanomboka tamin'ny 8 oktobra 2019 ny fifanintsanana, ary amin'ny 19 oktobra 2019 ny famaranana ny lalao rehetra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.