Rafi-panabeazana : Hanaovana fikaonan-doha mandritra ny roa andro

  • vendredi, 29 juillet 2022 08:52
  • Sary nindramina

Ho tanterahana eny amin'ny CCI Ivato ny 1 sy 2 Aogositra izao ny fikaonan-doha nasionaly ho fanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara.

Voakasiky ny fanatsarana ny fampivoarana ny kalitao, ny famatsiam-bola, ny fampitaovana ary ny fandrindrana ankapobeny.

Ho entina any amin'ny fivoriana iraisam-pirenena eo anivon'ny Firenena Mikambana amin'ny septambra ny fanapahan-kevitra hivoaka amin'io dinika io.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.