Voinkava-mahatratra : Nitondra anjara biriky ny Ministeran'ny Fitsarana

  • mardi, 25 janvier 2022 08:59
  • Sary nindramina

Nanatitra ny fandraisan'anjara fanampiana ho an'ny traboina noho ny rivodoza ANA ny avy amin'ny Ministeran'ny Fitsarana.

Nahitana vary 100 gony (5 taonina), tsiasisa 16 gony, miampy tsaramaso 4 gony ary savony 10 baoritra izany, ary naterina teny amin'ny Foiben'ny BNGRC Antanimora ny alatsinainy 24 janoary 2022.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.