Mahabo – Menabe : Nihatsara ny fahazoan’ny mponina rano fisotro

  • lundi, 10 janvier 2022 12:56
  • Sary nindramina

Vita ireo fotodrafitrasa roa hamatsiana rano ireo mponina ao Mahabo, Faritra Manabe, ary efa natolotra ny JIRAMA ao an-toerana. Efa ampiasain'ny JIRAMA ny iray manome 312m3 isan'andro.

Nihatsara ny fahazoan’ny vahoakan'i Mahabo rano raha tsy nisitraka izany amam-bolana maro izy ireo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.