Faritra Androy : Fianakaviana 4 000 nisitraka fanampiana ara-tsakafo

  • jeudi, 30 septembre 2021 13:34
  • Sary nindramina

Fianakaviana 4 000 ao anatin’ny Faritra Androy no nisitraka fanampiana ara-tsakafo avy amin’ny ONG DirectAid, ho fampihenana ny vesatra ateraky ny tsy fahampian-tsakafo.

Vary, voamaina, menaka, ronono, katsaka ary siramamy no nozaraina eny anivon’ny Kaominina manerana ny Faritra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.