Famokarana rano fisotro madio: Hitarina ny foibe famokarana eo Mandroseza

  • samedi, 16 novembre 2019 15:17
  • Sary nindramina

Hasiana fanitarana ny toby famokarana rano eny Mandroseza ho famahana ny olan'ny rano fisotro madio eto Antananarivo. Sahabo ho 40 000 metatra toratelo ny fanitarana hatao. Hatomboka amin'ny herinandro ny asa atao amin'izany ary vinavinaina ho vita ao anatin'ny efa-bolana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.