Antsiranana: Daba mavo no mameno ny toby mpaninjara solika

  • mardi, 12 novembre 2019 16:13
  • Sary nomena

Raha eny amin’ny paompin-drano no ahitana daba mavo mitandahatra ao Antananarivo, dia eny amin’ny toby mpaninjara solika no ahitana maro azy ireny, toy ny hita eo amin’ny Galana Karibo ankilan'ny Lycée Technique.

Nahazoana alalana ve ny toy itony, izay tranga mampiahiahy ny mpanjifa sao fambara amin’ny tsy fisiana solika.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.