Soanierana – Antananarivo: Tafaverina amin’ny laoniny ilay lalana rarivato nofaohin’ny rano

  • samedi, 19 octobre 2019 14:33
  • Sary nindramina

Hisokatra ho azon’ny fitaovam-pitaterana ifamoivoizana indray ny lanana rarivato mampitohy ny lalam-pirenena faha-7 amin’ny toby miaramila CAPSAT Soanierana, rehefa tsy azo nampiasaina nanomboka ny harivan’ny 17 febroary 2018 noho ny oram-baratra nandavaka ny arabe.

Nifarimbona tamin’ny fanarenana ny simba ny miaramila avy amin’ireo Toby eny manodidina, ireo malala-tanana sy ny mponina manodidina tamin’ny fanentanana tao anatin’ny hetsika Tagnamaro.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.